-
Levitikosy 8:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona sy ny zanany lahy: “Andrahoy+ eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny hena, ary eo ianareo no hihinana azy, miaraka amin’ny mofo avy ao anatin’ilay harona fampiasa rehefa manendry mpisorona.* Izao mantsy ny didy nomena ahy: ‘I Arona sy ny zanany lahy no hihinana an’izany.’+
-