-
Levitikosy 4:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “‘Raha mpiadidy+ no manota tsy nahy satria nanao ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah Andriamaniny, ka meloka, 23 na koa lasa fantany fa nanota izy satria nisy didy nodikainy, dia hitondra osilahy kely tsy misy kilema izy ho fanatitra.
-