FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay iray tam-po taminy*+ i Josefa, dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Hoy koa izy: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, anaka!”

  • Genesisy 46:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ny zanakalahin’i Benjamina+ dia i Bela, Bekera, Asbela, Gera,+ Namàna, Ehy, Rosy, Mopima, Hopima,+ ary Arda.+

  • Nomery 2:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Benjamina, ka i Abidana+ zanak’i Gideony no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Benjamina, 23 ary 35 400+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Abidana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara