-
Nomery 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Gada, ka i Eliasafa+ zanak’i Regoela no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Gada,
-
-
Nomery 10:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary i Eliasafa+ zanak’i Doela no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Gada.
-