FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho.+ Eo anelanelan’ireo kerobima roa, eo ambonin’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, no hampahafantariko anao ny didy rehetra hampitainao amin’ny Israelita.

  • Eksodosy 37:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao ny sarony tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy.+ Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara