-
Eksodosy 25:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Manamboara koa kerobima volamena roa. Tefeo amin’ny marotoa ireo, ary ataovy eo amin’ny sisiny roa amin’ny sakan’ilay sarony.+
-
-
1 Samoela 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Naniraka olona hankany Silo àry ny vahoaka, ka nentina avy any ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany, eo ambonin’ny* kerobima.+ Niaraka tamin’ilay Vata misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra koa izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
-