- 
	                        
            
            Levitikosy 16:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
28 Hanasa ny akanjony ilay mandoro an’izany, ary handro amin’ny rano. Afaka miditra ao amin’ny toby izy aorian’izay.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nomery 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 Avy eo dia hanasa ny akanjony ilay mpisorona dia handro amin’ny rano, izay vao mahazo miditra ao an-toby. Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.
 
 -