-
Eksodosy 12:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Ao amin’ny trano iray ihany no hihinanana azy. Aza misy entina any ivelan’ny trano ny henan’ilay biby, ary aza misy tapahina ny taolany.+
-