FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy tokony hahitana lalivay ao an-tranonareo mandritra ny fito andro, satria haringana tsy ho anisan’ny vahoakan’Israely+ izay olona mihinana zavatra misy lalivay, na vahiny izy na teratany.+

  • Eksodosy 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Raha misy hafa firenena monina eo aminareo ka te hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah, dia tsy maintsy forana ny lehilahy rehetra ao amin’ny ankohonany. Afaka mankalaza azy io izy aorian’izay, ary hanjary ho toy ny teratany. Fa tsy misy mahazo mihinana azy io ny lehilahy tsy voafora.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara