-
Eksodosy 40:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana.+
-
-
Eksodosy 40:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, tamin’ny taona faharoa, dia voatsangana ny tranolay masina.+
-