-
Nomery 3:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tao ambadiky ny tranolay masina,+ teo andrefana, ny fianakavian’ny Gersonita no nitoby.
-
-
Nomery 3:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Nitoby teo atsimon’ny tranolay+ ireo fianakavian’ny taranak’i Kehata.
-
-
Nomery 3:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 I Zoriela zanak’i Abihaila no mpiadidy teo amin’ny fianakaviamben’i Merary. Nitoby teo avaratry ny tranolay+ izy ireo.
-
-
Nomery 3:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 I Mosesy, miaraka amin’i Arona sy ny zanany lahy, no nitoby teo alohan’ny tranolay, teo atsinanana, izany hoe teo anoloan’ny tranolay fihaonana, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Andraikitr’izy ireo ny nikarakara ny toerana masina, ary nanao an’izany izy ireo ho solon’ny Israelita. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.+
-