34 Dia nanao araka ny didy rehetra nomen’i Jehovah an’i Mosesy ny Israelita. Izany no nataon’izy ireo rehefa nitoby, araka ny fizarana+ nisy azy avy. Izany koa no nataony rehefa nifindra lasy,+ araka ny fianakaviany avy, sy arakaraka ny fianakaviambeny avy.