Eksodosy 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nantsoin’ny taranak’Israely hoe “mana”* ilay mofo. Fotsy toy ny voan-kotimila ilay izy, ary hoatran’ny tsiron’ny mofo fisaka misy tantely ny tsirony.+
31 Nantsoin’ny taranak’Israely hoe “mana”* ilay mofo. Fotsy toy ny voan-kotimila ilay izy, ary hoatran’ny tsiron’ny mofo fisaka misy tantely ny tsirony.+