-
Eksodosy 18:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia niteny ny rafozany hoe: “Tsy mety izao ataonao izao. 18 Tena ho reraka ianao sy ity vahoaka miaraka aminao ity. Mavesatra loatra aminao mantsy izao zavatra izao ka tsy ho vitanao irery.
-
-
Deoteronomia 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Hoy aho taminareo tamin’izay: ‘Tsy vitako irery ny mitondra anareo.+
-