-
Genesisy 31:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Indray andro izay, rehefa nitady lahy ny ondry aman’osy, dia hitako tao amin’ny nofy fa misoritsoritra sy sada ary misy pentimpentina ny osilahy mitaingina ny vavy.+ 11 Ary hoy ny anjelin’Andriamanitra tamiko, tao amin’ilay nofy: ‘Jakoba!’ Dia hoy aho: ‘Ahoana izay?’
-