FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary tsy faly i Josefa rehefa hitany hoe nataon’ny rainy teo amin’ny lohan’i Efraima ny tanany havanana. Notadiaviny hesorina teo amin’ny lohan’i Efraima àry ny tanan’ny rainy, dia hatao eo amin’ny lohan’i Manase.

  • Genesisy 48:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nety mihitsy anefa ny rainy, fa niteny hoe: “Fantatro izany, anaka, fantatro izany. Ho lasa firenena koa izy sady hahery. Ny zandriny anefa mbola hahery noho izy,+ ary ny taranany ho lasa be dia be ka ho lasa firenena maro.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara