Eksodosy 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ilay tany tsara i Jehovah Andriamanitrao.+ Tany be renirano* izy io, sady misy loharano sy rano lalina mikoriana eny amin’ny tany lemaka sy ny faritra be tendrombohitra.
7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ilay tany tsara i Jehovah Andriamanitrao.+ Tany be renirano* izy io, sady misy loharano sy rano lalina mikoriana eny amin’ny tany lemaka sy ny faritra be tendrombohitra.