Nomery 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Joda àry no niainga voalohany, arakaraka ny antokony* avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Joda.
14 Ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Joda àry no niainga voalohany, arakaraka ny antokony* avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Joda.