28 Koa inona no mbola handehanantsika any amin’izany toerana izany? Efa nampihorohoro ny fontsika mantsy ny rahalahintsika+ rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika ry zareo. Lehibe koa ny tanànany sady misy manda manakatra ny lanitra.+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+