-
Deoteronomia 9:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Sao mantsy hiteny ny mponina ao amin’ilay tany namoahanao anay hoe: “Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra an-dry zareo ho any amin’ilay tany nampanantenainy azy. Tena tsy tiany ry zareo matoa nalainy teto mba hovonoiny any an-tany efitra.”+
-