-
Hebreo 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Fa iza moa no naheno ny feon’Andriamanitra nefa mbola nampahatezitra be azy ihany? Tsy izay rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
-