-
Josoa 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+
-
-
Josoa 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba zanak’i Jefone Kenizita hatramin’izao. Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo mantsy izy.+
-