FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nomery 26:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 Tsy anisan’ireo voasoratra anarana tany an-tany efitr’i Sinay anefa izy ireo na iray aza, tamin’i Mosesy sy Arona mpisorona nanisa ny Israelita.+

  • Nomery 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ‘Tsy hahita an’ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba+ ny lehilahy 20 taona no ho miakatra,+ izay nivoaka avy tany Ejipta, satria tsy mba nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy ireo.

  • Deoteronomia 1:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 ‘Tsy hisy amin’ity taranaka ratsy fanahy ity na iray aza hahita an’ilay tany tsara, izay nianianako homena ny razambenareo,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara