-
Salamo 106:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo
Hoe hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatin’izy ireo;+
-
1 Korintianina 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Na izany aza, dia tsy nankasitrahan’Andriamanitra ny ankamaroany, fa ripaka tany an-tany efitra.+
-
-
-