-
Salamo 95:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nandritra ny 40 taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany, ka nilaza aho hoe:
“Vahoaka mafy loha ireo sady tsy manao afa-tsy izay tiany foana;
Tsy fantany ny lalako.”
-
-
Asan’ny Apostoly 13:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia niaritra ny nataon’izy ireo tany an-tany efitra izy nandritra ny 40 taona teo ho eo.+
-