32 Ary ratsy foana ny tatitra nataon’izy ireo+ tamin’ny Israelita rehefa niresaka momba an’ilay tany izy ireo. Hoy mantsy izy ireo: “Mampidi-doza ilay tany notetezinay sy notsikilovinay, ka ho faty daholo izay mipetraka ao. Lava ranjanana+ daholo ny olona hitanay tao.