- 
	                        
            
            Deoteronomia 1:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
43 Dia niteny taminareo aho nefa tsy nohenoinareo. Nikomy tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah kosa ianareo, dia sahisahy ratsy niakatra tany an-tendrombohitra ihany.
 
 -