FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary henon’ilay Kananita mpanjakan’i Arada+ nipetraka tany Negeba fa efa eny amin’ny lalana mankany Atarima ny Israely. Dia notafihiny izy ireo ka nentiny ho babo ny sasany.

  • Nomery 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nohenoin’i Jehovah àry ny Israely ka nataony resin’izy ireo ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Koa nataon’izy ireo hoe Horma*+ ny anaran’ilay toerana.

  • Deoteronomia 1:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Kanjo nivoaka hiady taminareo ny Amorita nipetraka tany amin’ilay tendrombohitra, ka nanenjika anareo toy ny tantely, dia nanaparitaka anareo tany Seira ka hatrany Horma.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara