-
Levitikosy 1:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ilazao ny Israelita* hoe: ‘Raha misy aminareo te hanolotra biby fiompy ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia omby na ondry na osy aterina.+
3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana, dia tokony ho lahy tsy misy kilema ilay izy.+ Hatolony an-tsitrapo+ eo anatrehan’i Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, ilay omby.
-