-
Levitikosy 22:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Ilazao i Arona sy ny zanany lahy ary ny Israelita rehetra hoe: ‘Rehefa manolotra fanatitra dorana+ ho an’i Jehovah, mba hanefana voady na ho fanatitra an-tsitrapo, ny lehilahy israelita na ny hafa firenena monina eo aminy,+ 19 dia tokony ho lahy tsy misy kilema no hatolony,+ na omby izany na vantotr’ondry na osy, mba hahazoany sitraka.
-