Eksodosy 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tandremo ny Sabata, satria masina aminareo izany.+ Na iza na iza manazimbazimba azy io dia hovonoina ho faty. Ary raha misy olona miasa amin’io andro io, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy.+
14 Tandremo ny Sabata, satria masina aminareo izany.+ Na iza na iza manazimbazimba azy io dia hovonoina ho faty. Ary raha misy olona miasa amin’io andro io, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy.+