-
Nomery 26:7-9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ireo no fianakavian’ny Robenita, ary 43 730 no voasoratra anarana tamin’izy ireo.+
8 Ary ny zanakalahin’i Palo dia i Eliaba. 9 Ny zanakalahin’i Eliaba kosa dia i Nemoela sy Datana ary Abirama. Solontenan’ny fiangonana i Datana sy Abirama, ary izy roa lahy ireo ilay niaraka tamin’ny antokon’i Kora+ niady tamin’i Mosesy+ sy Arona, tamin’izy ireo niady tamin’i Jehovah.+
-