2 Timoty 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Na izany aza, dia mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra, sady misy an’izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah* ny azy”,+ sy hoe: “Aoka tsy hanao ratsy intsony* izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah.”*+
19 Na izany aza, dia mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra, sady misy an’izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah* ny azy”,+ sy hoe: “Aoka tsy hanao ratsy intsony* izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah.”*+