Nomery 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna 70 lahy amin’ny anti-panahin’ny* Israely, dia izay fantatrao hoe anti-panahy sady mpifehy eo amin’ny vahoaka.+ Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana ry zareo, dia asaivo mijoro miaraka aminao eo.
16 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna 70 lahy amin’ny anti-panahin’ny* Israely, dia izay fantatrao hoe anti-panahy sady mpifehy eo amin’ny vahoaka.+ Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana ry zareo, dia asaivo mijoro miaraka aminao eo.