-
Nomery 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mpiadidy iray isan’andro no hanolotra fanatitra hitokanana ny alitara.”
-
-
Nomery 7:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Tamin’ny andro fahavalo, dia i Gamaliela+ zanak’i Pedazora, mpiadidy teo amin’ny taranak’i Manase,
-
-
Nomery 10:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 I Gamaliela+ zanak’i Pedazora kosa no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Manase.
-