Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Voa mafy izy ireny fa nanao hoatran’i Kaina,+ sady maimay hanao zavatra tsy mety toy ny nataon’i Balama+ mba hahazoana valisoa. Nanakiana an’izay manana fahefana ireny,+ toy ny nataon’i Kora,+ ka ho ringana koa.
11 Voa mafy izy ireny fa nanao hoatran’i Kaina,+ sady maimay hanao zavatra tsy mety toy ny nataon’i Balama+ mba hahazoana valisoa. Nanakiana an’izay manana fahefana ireny,+ toy ny nataon’i Kora,+ ka ho ringana koa.