51 Isaky ny hafindra ny tranolay, dia ny Levita no tokony handrava azy,+ ary isaky ny haverina hatsangana ny tranolay, dia ny Levita no hanangana azy. Tokony hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky eo.+
7 Manana adidy amin’ny alitara sy izay ao ambadiky ny ridao ianareo mpisorona,+ ka ianao sy ny zanakao lahy no miandraikitra an’izany.+ Hataoko fanomezana ho anareo ny asan’ny mpisorona, ary hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manatona eo.”+