46 Avy eo dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Alaivo ny fitondrana afo dia asio afo avy eo amin’ny alitara+ ilay izy, ary asio emboka manitra eo amboniny. Dia mandehana haingana eny amin’ny vahoaka mba handrakotra ny fahotan’izy ireo,+ fa tezitra be i Jehovah. Efa nanomboka mantsy ny loza!”