Eksodosy 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+
19 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+