-
Eksodosy 34:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tokony havotanao ny voalohan-teraka amin’ny ampondra, ka ondry no ataovy solony. Raha tsy avotanao anefa ilay izy, dia velezo ny hatony mba hahafaty azy. Tokony havotanao koa ny lahimatoa rehetra amin’ny zanakao.+ Tsy misy mahazo mitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehako.
-
-
Levitikosy 27:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Raha biby maloto ilay izy ka manavotra azy araka ny vidiny anombanana azy ilay olona, dia hanome ny vidiny izy sady mbola hampiany ampahadiminy.+ Fa hamidy araka izay vidiny anombanana azy kosa ilay izy, raha tsy avotana.
-