2 Tantara 31:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nomen’ny mpanjaka baiko koa ny vahoaka nipetraka tao Jerosalema mba hanome an’izay tokony ho anjaran’ny mpisorona sy ny Levita,+ amin’izay izy ireo ho afaka hanaraka tsara ny* lalàn’i Jehovah.
4 Nomen’ny mpanjaka baiko koa ny vahoaka nipetraka tao Jerosalema mba hanome an’izay tokony ho anjaran’ny mpisorona sy ny Levita,+ amin’izay izy ireo ho afaka hanaraka tsara ny* lalàn’i Jehovah.