FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Rehefa avy noharatany daholo ny volo amin’ny tenany, dia hanasa ny akanjony izy sady handro amin’ny rano, ka hadio.

  • Nomery 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hanadio ny vatany amin’ilay rano fanadiovana izy amin’ny andro fahatelo, ka hadio amin’ny andro fahafito. Raha tsy manadio ny vatany anefa izy amin’ny andro fahatelo, dia tsy hadio amin’ny andro fahafito.

  • Nomery 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Izay rehetra nahafaty olona aminareo sy nikasika faty,+ dia tokony hanadio ny vatany,+ amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito. Tokony hanadio ny tenany koa ny olona nentinareo ho babo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara