Eksodosy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoakan’Israely manontolo, ka nifindrafindra toerana araka ny baikon’i Jehovah.+ Dia nitoby tany Refidima+ izy ireo. Tsy nisy rano hosotroin’ny vahoaka anefa tao.
17 Niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoakan’Israely manontolo, ka nifindrafindra toerana araka ny baikon’i Jehovah.+ Dia nitoby tany Refidima+ izy ireo. Tsy nisy rano hosotroin’ny vahoaka anefa tao.