Eksodosy 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka,+ ka niteny hoe: “Omeo rano izahay hosotroinay.” Fa hoy i Mosesy: “Maninona ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no mitsapa an’i Jehovah foana?”+
2 Koa nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka,+ ka niteny hoe: “Omeo rano izahay hosotroinay.” Fa hoy i Mosesy: “Maninona ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no mitsapa an’i Jehovah foana?”+