Salamo 106:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao izay nampahatezitra an’Andriamanitra izy ireo, teo amin’ny rano tao Meriba,*Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+ 33 Nampahasosotra azy izy ireo,Ka nanao teny tsy voahevitra izy.+
32 Nanao izay nampahatezitra an’Andriamanitra izy ireo, teo amin’ny rano tao Meriba,*Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+ 33 Nampahasosotra azy izy ireo,Ka nanao teny tsy voahevitra izy.+