-
Deoteronomia 34:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary nitomany an’i Mosesy nandritra ny 30 andro ny vahoakan’Israely,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy.
-