FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ny fianakaviamben’ny fokon’ny Levita+ kosa tsy mba nosoratana anarana niaraka tamin’izy ireo.+

  • Nomery 26:62, 63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Nisy 23 000 no voasoratra anarana rehetra, dia ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra.+ Tsy nosoratana anarana niaraka tamin’ny Israelita mantsy izy ireo,+ satria tsy tokony homena lova teo amin’ny Israelita.+

      63 Ireo no voasoratra anarana, ka i Mosesy sy Eleazara mpisorona no nanoratra ny anarany, tamin’izy ireo nanoratra ny anaran’ny Israelita tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara