Deoteronomia 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miakara eny an-tampon’i Pisga,+ ary mijere miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, dia jereo ilay tany, satria tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+ Deoteronomia 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany amin’ny Tendrombohitr’i Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay tandrifin’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+
27 Miakara eny an-tampon’i Pisga,+ ary mijere miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, dia jereo ilay tany, satria tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+
34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany amin’ny Tendrombohitr’i Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay tandrifin’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+