FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:26-28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Ary naniraka olona avy any an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona, mba hiteny aminy hoe mitady fihavanana+ isika, ka hilaza hoe: 27 ‘Mba avelao aho handalo ao amin’ny taninao. Amin’ny lalambe ihany aho no handeha fa tsy hivily hiankavanana na hiankavia.+ 28 Izay sakafo hamidinao amiko ihany no hohaniko, ary izay rano hamidinao amiko ihany no hosotroiko. Fa avelao fotsiny aho handalo ao amin’ny taninao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara