-
Mpitsara 11:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely resin’ny Israelita i Sihona sy ny vahoakany rehetra. Dia nandresy azy ireo ny Israelita ka nalainy daholo ny tanin’ny Amorita, izay nipetraka tao amin’izany tany izany.+ 22 Dia lasan’izy ireo daholo ny tanin’ny Amorita, avy eo Arnona ka hatrany Jaboka, ary avy eo amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.+
-